Austronesia sy madagasikara...
Iray ihany ny atao hoe melayu-polynesia sy
austronesia ary nusantara: sady vondron’olona no fianakaviam-piteny no heviny
ary hita izay mielipatrana manerana ny
faritry ny ranomasina India sy Pasifika. Tafiditra ao anatin’izany Indonesia,
Filipina, Malaysia, Madagasikara, Polynezia (Tahiti, Hawaii, Samoa,
Tonga), Mikronesia (Guam, Palau,
Marshall..) ary faritra Melanesia sasany (Fiji, Salom ( . . . )
Benaivo - 2021-11-29 04:27:57
Tohiny