Ireo lahatsoratra

Antananarivo: 410 taona...

Ny taona 1610 no niamboho ny Mpanjaka Ralambo, ny zanany Andrianjaka no nandimby azy, io taona niakaran’ny Mpanjaka Andrianjaka io no niforona ny tananan’Antananarivo, izay feno folo sy efa-jato taona amin’ity taona 2020 ity. Vanim-potoana manana ny maha izy azy izany, ka mendrika ho tsaroana hakana lesona.NY MPANJAKA RALAMBOVao teraka izy dia nisy lambo niakatra tao an-tanàna, izay no nahatonga n ( . . . )

Feno - 2020-04-01 08:40:31 Tohiny

Ny adala sy ny hendry teo amin’ny ntaolo...

Lany andro va re ny fahendrena Malagasy sa isika no mihagaigy e?Hoy ny fitenin-drazantsika: "Ny tanam-be tsy ilaozan’adala"Raha tsikeraina ny sary avoakan’io oham-pitenenana io dia azo eritreretina fa samy manana ny velarany ny tany onenana. Arakaraka ny haben’izay velarana izay koa matetika ny isan’ny mponina ao aminy. Rehefa ifaneraseran’ny olona maro ny tanàna anankiray dia miha-mivoatra hatran ( . . . )

Feno - 2020-04-01 08:15:31 Tohiny

Ny faritanin’antananarivo...

Resahina etoana ny mikasika ny faritanin’Antananarivo sy ny mpitondra nifanesy tao.Raha  ny velaran-tany dia fahadimy alohan’ny farany, ny faritanin’Antananarivo (58 283 km2).  saingy voalohany kosa eo amin’ny isan’ny mponina. Loha-laharana ihany koa eo amin’ny fampandrosoana ny firenena satria mpampiditra hetra be indrindra eo amin’ny kitapom-bolam-panjakana. Ahitana ny karazan’olona rehetra ny f ( . . . )

Feno - 2020-04-01 08:06:38 Tohiny
Hira
Voambolana malaza
1 ... 31 32
footer-frame