Ireo lahatsoratra

Antananarivo anaty rano...

Manana ny anjara toerany ny rano eo amin’ny tantaran’ny tananan’Antananarivo. Ny rano no namaritana ireo faritra samihafa. Ny telo amin’Imerina enintoko dia nantsoina hoe, “Avaradrano,  Ambodirano ary Vakinisisaony”. Renirano lehibe toa an’Ikopa sy Sisaony ary Imamba no mikoriana mamakivaky na manodidina an’Iarivo.Nataon’ny mpanjaka teo aloha, nanomboka tamin’andron’ Andriamasinavalona ho vai ( . . . )

Benaivo - 2021-11-07 06:24:50 Tohiny

Angavo: ala tokana eto analamanga...

Tsy dia ahitana ala firy intsony eto amin'ny faritanin'Antananarivo, fa efa ringitry ny teviala sy ny doro-tanety avokoa. Izany moa dia vokatry ny fitombon'ny mponina izay mirimorimo fatratra. Laharam-pahamehana noho izany ny fikajiana ny ala tokana mbola misy eto amin' ny faritra Analamanga, izay hita any Anjozorobe.  Sahabo ho 100km ny halavan'io ala sisa velona io, ka mifanitsaka amin'ny F ( . . . )

Benaivo - 2021-11-01 03:51:19 Tohiny

Ny asam-pambolena sy ny oha-pitenenana...

Samy nanana ny asa nahazatra, arakaraky ny toe-tany nisy azy ny Malagasy .Ny fambolena kosa anefa dia saiky nanao avokoa ny mponina nanerana ny Nosy. Niraisan’izy ireo, araka izany, ny fananana angady izay nipoiran’ny oha-pitenenana hoe “angady nananana sy vy nahitana”, mba hanondroana ny olona nahitan-tsoa , na koa ny hoe “vavolombelon’ny mpiasa, ny bainga”. Ity fomba fiteny faharoa ity dia ( . . . )

Benaivo - 2021-10-25 05:51:36 Tohiny

Notes de lecture (jean-pierre domenichini): moi, didier ratsiraka…...

Sans doute y en a-t-il beaucoup qui, à Madagascar, suivent l’information sur les chaînes françaises de télévision et sans doute aussi ont-ils retenu que d’excellents et excellentes journalistes, après de véritables investigations, ont consacré des livres à des hommes politiques français comme Mitterrand, Chirac, Sarkozy et Hollande. Et peut-être même en ont-ils lus. A Madagascar – cause du sous-dé ( . . . )

Benaivo - 2021-08-04 05:27:11 Tohiny

Lalana dimiventisitelonjato ...

Ny 29 Martsa 1881 no nanao kabary miezinezina teo Andohalo ny Praiministra Rainilaiarivony, mbola fanjakan-dRanavalona II tamin'izany. Natolotra ho fanta-bahoaka ny Lalàna Dimiventisitelonjato izay  lalàna nirosoana tamin'ny fitsinjarana raharaha sy ny fifehezana ny fanjakana ho tan-dalana.   NY FITSINJARANA NY FAHEFANAToy ny fahita amin'ny tany mandroso rehetra, dia efa nisy ny misahana ireo ( . . . )

Benaivo - 2021-07-02 03:44:31 Tohiny
Hira
Voambolana malaza
1 ... 7 8 9 ... 32
footer-frame