Fahavaloko ny rano...
Tenin’Andrianampoinimerina
fahiny izy nitondra io. Ny rano tondraka no tian’ny Ombalahibemaso resahina
eto. VONJY RANOVAKYRehefa be loatra
manko ny ranon’orana, vaky ny fefiloha na mafy aza. Tsy maintsy ifamonjen’ny
ambany lanitra izy ireny ka tampenana. Izay ilay hoe vonjy ranovaky. Didian’ny
fanjakana, tamin’izany, hamonjy ny fefiloha vaky avokoa na ny zaza
amam-behivavy aza, satria vonjy ( . . . )
Benaivo - 2022-01-22 08:11:59
Tohiny