Ho an'ialahy...
Aza mora kivy foana, na ho be fiady varotraFa tsy mora ange akory ny miady ho an’ny MarinaFony mbola kely ialahy dia nozariko ady sarotraNotsindriana hahay mihoitra sy nalavo hahay miarina Ny ranomasontsika koa, azo arotsadrotsa-poanatoy ny an’ireo kanosa, ka dia fefik’io ny lakanyNy antsika kosa leitsy: ranon-kazo lohataonamampamelana ny taho, hery nampitain’ny fakany Aza be firehareha, na mihain ( . . . )
Benaivo - 2022-02-27 06:26:19
Tohiny