Vavaka...
Tompo ô ! Mafisa fo, Ka aza omena valiny aho Na nangataka aza anio ! Fa iangaviako Ianao ! Omeo ho an’ny rahalahiko, Ary ho azy manontolo, Izay fangatako isan-andro ! Omeo ho an’ireo mahantra Izay fitakiko androany. Omeo ho an’ny maro anaka Ny sakafo anio tontoloko. Omeo ho an’ireo sahirana Izay anjara tsikitsikiko, Omeo ho an’ireo voazioga,Ny fahafahako anio. Avela aho mba hangatsiaka, ( . . . )
Benaivo - 2022-03-16 08:31:14
Tohiny