Ireo lahatsoratra

Ny adidy...

Miverimberina matetika amin'ny fiainana an-davan'andro ny teny hoe "adidy", Fa inona marina no heviny. Ny niavian'ny “adidy” dia azo takarina avy amin'ny teny roa, “ady” sy ny “didy”.Ny “ady” dia azo faritana ho fisedrana natao handresena ireo vato misakana tsy handrosoana. Ny “didy” kosa dia fampiharana ireo baiko heverina fa hampahomby ny fampandrosoana. Tandra-vadi-koditra ho an'ny olo-niai ( . . . )

Benaivo - 2022-05-08 03:40:48 Tohiny

Ny teny...

NY TENY  FIAINANA: Vao teraka ny zaza dia tsy mbola miteny fa ny ranomaso no ataony fanehoan-kevitra. Rehefa  mitombo ny vatana sy ny sain'ny zaza.dia zava-dehibe ny fahaiza-miteny satria afaka maneho izay ilainy sy manjo azy ny olona. Ny teny no ifaneraserana sy ahafahana manao ny asa rehetra , ny baiboly aza dia milaza fa "tsy ny mofo ihany no iveloman'nny olona fa ny teny koa". Antoka ira ( . . . )

Benaivo - 2022-05-08 03:27:31 Tohiny

Ny hira...

Feon-kira sy tononkira, ravahina feo manga no manome hira. Manana ny anjara toerany ny hira teo amin'ny fiaraha monintsika hatramin'ny taloha ka hatramin' izao, manana ny andraikiny ny hira amin'ny vanim-potoana  samihafa, manomboka eo amin'ny fahaterahana, fahazazana, hatanorana, fahanterana, fahafatesana sns. Mbola kely ny zaza dia efa misy sahady ny hira fanao rehefa handrotsirotsy azy hat ( . . . )

Benaivo - 2022-04-12 02:38:38 Tohiny

19 aprily 1824: ny fanadinana voalohany teto madagasikara...

Tao amin’ny “Royal missionary college” no natao ny fanadinana voalohany, izay natrehan-dRadama sy Hastie. Notronin’ny manamboninahitra sy ny andriambaventy ary ny havan’ny Mpanjaka sy ny vahoaka marobe. Nilamina sy nadio ny mpianatra ka vakivava hatramin’ny Mpanjaka no sady nilaza fa anisan’ny hitsarana ireto mpianatra ny zavatra hitan-drizareo.. Taranja maro no nianaran’ireto mpianatra sy na ( . . . )

Benaivo - 2022-04-05 08:05:28 Tohiny

5 aprily 1829: naneren-dranavalona voalohany ny misionera anglisy hiala teto madagasikara...

Efa nanomboka ny taona 1828 no nilana vanony ny misionera teto. Ny volana desambra 1828, dia nalaina ho miaramila ny mpianatra zokiny indrindra tao amin’ny Kolejy., ary ny volana febroary 1829 dia noroahina ny dokotera Lyall.Ny alahady 5 aprily 1829 no namoriana, tao Ambodin’Andohalo ireo misionera.ka notaterina tamin’izy ireo ny tenin’ny Mpanjakavavy izay manao toy izao: ”Efa ela izao no n ( . . . )

Benaivo - 2022-04-05 08:02:25 Tohiny
Hira
Voambolana malaza
1 2 3 ... 32
footer-frame