Mila manova toe-tsaina isika...
Tsy nitsahatra ny
nikoroso ny farim-piainan’ny Malagasy tao anatin’ny taona maromaro izay. Nanaraka
izany fiibana izany koa ny toe-tsaina teo amin’ny fiaraha-monina, manomboka any
an-tampony ka hatrany amin’ny valala tsy mandady harona. Mifanenjika, mifanebaka,
mifamingana...Zary efa ho raiki-tapisaka eto izany toetra izany. Mila fanovana izany
toe-tsaina ratsy izany: tsy avy amin’ny fanahafa ( . . . )
Benaivo - 2020-04-29 13:37:53
Tohiny