Ny hasin'ny mpanjaka ...
Ara-tantara, dia niamboho nifanelanelana 100 taona ny mpanjaka telolahy goavana teto Imerina. Ny
taona 1610 no niamboho Ny Mpanjaka Ralambo, ny taona 1710 no niamboho Ny
Mpanjaka Andriamasinavalona, ary ny taona 1810 no niamboho Ny Mpanjaka
Andrianampoinimerina. Samy nanana ny nampiavaka azy ireo Mpanjaka ireo. NY MPANJAKA RALAMBO (1575-1610)Nanomboka tamin'ny fanjakan-dRalambo no “nihinanana n ( . . . )
Benaivo - 2020-06-01 14:44:31
Tohiny