Alahelo iaraha-manana (tononkalo)...
Tadidiko lava ny endrik'IarivoTsy miala ao an-tsaiko ny bikan'Imanga ;Ka lena ny
maso, fa dobo marivo, Injany ny
sento fa tamy mitranga !Ny
tampon'Ankaratra tonga tsaroana, Ny
tendron'Andringitra zary tadidy ; Toneko ny
foko ka tsy azo toroana Fa
saro-tsatsoina ny sento mangidy !Ibetsimitatatra, reny nitaiza, Ikopa malala, tonian'ny aina, Dia samy
tsaroana, kanefa hankaiza, Fa lasan-ko
nof ( . . . )
Benaivo - 2020-04-13 14:50:27
Tohiny