Ny teny filamatra sy ny hiram-pirenena ...
Ny firenena iray mahaleo tena dia manana, sainam-pirenena,
hiram-pirenena,teny filamatra, renivohitra sns. Ny teny filamatra sy ny hiram-pirenena no asiantsika teny eto. NY TENY FILAMATRATsy ny firenena
ihany no manana teny filamatra fa manana azy koa ny fikambanana
iraisam-pirenena, ny tanàna, ny faritra, ny faritany, ny antoko politika, ny
fikambanana samihafa, saingy ny ho hazavaina etoana ( . . . )
Benaivo - 2020-06-10 15:31:05
Tohiny