Ny fahaizana mifandamina...
Anisan’ny fepetra manan-danja ho an’ny
fandrosoan’ny Firenena rehetra eran-tany ny filaminana, satria raha tsy eo ny
filaminana dia tsy misy fandrosoana. Tsy maningana akory ny Malagasy fa na ireo
Ntaolo razantsika aza mba efa nitsimbina mandrakariva ny filaminan’ny
fiaraha-monina, saingy isika mianakavy mihitsy no azo lazaina ho tsy mandinika
sy manao an-ditra matetika. Ny fianana tokoa mank ( . . . )
Benaivo - 2020-07-20 13:56:58
Tohiny