Ny firaisankina...
Fandre matetika ny hoe “Ny firaisan-kina no hery”. Mampiasa an’io fomba fiteny io avokoa rehefa te hanatanteraka fikasana. Dingana iray amin’ny an-tanan-tohatry ny fihavanana ny firaisan-kina. Fonosin’ny firaisan-kina koa ny hevitra iray, dia ny fifampitsimbinana, ary lalàna fototry ny filozofia Malagasy ao amin ny “Fanahy no olona”, io fifampitsimbinana io.
Azo atao tokoa ny miray hina, eny fa n ( . . . )
Benaivo - 2020-08-31 07:03:03
Tohiny