Tononkalo sy tononkira...
MBA HATRAIZA MOA RY DADA Mba hatraiza moa, ry Dada, ny fitiavako anao,Ny halalin’ny finoako ny hakadirin’ny herinao ?Ny tsangananao mitory izay herim-piniavana,Ny fijerinao mitsilo... toy ny jirom-pitiavana !Tiako ianao... toa fitia taratr’andro an-kamory,Ka mandrendrika ny foko tsy hanahy, ho reno-tory.Tiako ianao … toa fitia ny lalàna ankirayHamelomako ilay Afo mba hiredareda indray!Tiako ianao, ( . . . )
Benaivo - 2020-09-06 10:50:03
Tohiny