Ireo lahatsoratra

80 taona ny nampodiana ny masina ranavalona iii...

Ranavalona III no mpanjaka farany, nitondra ny tany sy ny fanjakana nialoha ny niandraisan’ny frantsay ny fitantanana, nalefa sesitany tany ivelany izy ary tany Alzeria no niamboho. Taona maro taty aoriana vao tafaverina an-tanindrazana ny taolam-balony.RANAVALONA III MPANJAKAVAVY TANORA INDRINDRARehefa niamboho ny Mpanjakavavy Ranavalona II ny volana Jolay 1883 dia Razafindrahety niova anara ( . . . )

Benaivo - 2020-10-18 13:36:50 Tohiny

16 oktobra 1885: fifanekem-pihavanan’ny fanjakana farantsay sy malagasy...

 Ny 16 oktobra 1885 no tonga tao Toamasina ny consul Patrimonio, izay nirahin’I Freycinet hidinika amin’ny amiraly Miot momba ity lahavitana ity.Nanaiky hanao raharaham-pihavanana ny praiministra tamin’izany andro izany ka naniraka an-dRainizanamanga, zanany sy Anglisy nantsoina hoe Willongby, komandin’ny tafika Malagasy, mba hihaona amin’ny solontena Frantsay tany Manjakandrianombàna.Toy izao ( . . . )

Benaivo - 2020-10-11 13:33:15 Tohiny

Ireo raharaha politika nifamatotra tamin’ny volana septambra-oktobra teto madagasikara (1882-1958)...

Ny 17 Oktobra hatramin’ny 28 Novambra 1882 dia nihaona tamin’ny mpitondra frantsay ny delegasiona Malagasy notarihan-dRainivoninahitriniarivo, mpiandraikitra ny raharaham-bahiny sy Ramaniraka kabinetran’ny mpanjaka, nandeha tany Eoropa sy Etazonia.Ny fototry ny fihaonana dia ny fitakian’ny frantsay hividy tany eto Madagasikara. Tsy nanaiky izany ny Malagasy. Araka ny voalaza tao amin’ny lalà ( . . . )

Benaivo - 2020-10-07 03:37:38 Tohiny

Ny fitandremam-pitenenana...

Inoan’ny malagasy fa mahamora ny fihavanana ny fitandremam-pitenenana. Na miady aza ny olona, heveriny fa metimety kokoa ny misaraka tsy misy maratra. Eo ilay hoe “tsy maratra ny vatana fa indrindra indrindra koa ny fanahy”. Ny ratra ety ivelany mety ho sitrany ihany fa ny anaty no tena sarotra sitranina:Aza manao anaty fo maharary, hoy Andrianampoinimerina.Anisan’ny fanehoana izany fitandre ( . . . )

Benaivo - 2020-10-05 03:59:54 Tohiny

124 taona: noafahana ny andevo...

Raha vao lasa zanatany frantsay isika dia fepetra telo no nampiharin’ny frantsay voalohany :-          Fanovana ny fampianarana rehetra,  tsy maintsy atao amin’ny teny frantsay-          Fifehezana ny sampan-draharahan’ny fananan-tany -          Famotsorana ireo nolazaina fa andevo-      Ny 27 SEPTEMBRA 1896 no natao peta-drindrina ny lalana manafaka ny andevo , 124 taona lasa izay.  MOM ( . . . )

Benaivo - 2020-09-28 03:09:06 Tohiny
Hira
Voambolana malaza
1 ... 21 22 23 ... 32
footer-frame