Tsiahy: folo taona ny raharaha bani ivato...
Rehefa
nanambara ireo miaramila manamboninahitra izay nitoby teny amin’ny hery
vonjitaitra Ivato fa nitsangana ho amin’ny fanavotam-pirenena ny 17 novambra 2010,
dia fantatra fa ny sabotsy 20 novambra, nanomboka tamin’ny 3 ora dia nilavo
lefona ary dia nosamborina teny an-toerana.NITOLON-TENANisy enina tamin’izy ireo nalefa teny
Tsiafahy, ary anisan’izany ny jeneraly Raoelina,sy ny kolonely C ( . . . )
Benaivo - 2020-11-15 09:32:07
Tohiny