NY TENY MA’ANYAN (Kalimantan Indonezia) SY NY MALAGASY

Araka ny fikarohana, ny teny Malagasy dia ao anatin’ny fianakaviambem-pitenenana “malayo-polynesia”. Ny teny Ma’anyan (avy any Indonezia) no tena mifanakaiky indrindra amin’ny teny Malagasy. Ireto misy santionany vitsy atolotra anareo: 

N

MALAGASY

MA’ANYAN

N

MALAGASY

MA’ANYAN

1

Tanana

taŋan

35

Vony

wuŋe

2

Havia

kawiʔ

36

tany

taneʔ

3

Havanana

Kawan

37

Vato

watu

4

lalana

Lalan

38

rano

ranuʔ

5

Avia

hawiʔ

39

lanitra

laŋit

6

Miolaka

Melok

40

rahona

rakun

7

Vovoka

Ewun

41

orana

uran

8

Hoditra

Kudit

42

rivotra

riwut

9

Taolana

taʔulaŋ

43

mavesatra

maweʔat

10

tsinay

sanaʔi

44

lavenona

ewuŋ

11

Aty

Atey

45

mainty

maʔintem

12

Ra

iraʔ

46

antitra

matuʔeh

13

Volo

vulu

47

vao

baʔu

14

orona

uruŋ

48

andro

andraw

15

miaina

mi-hewuk

49

taona

taʔun

16

molotra

aru|wawaʔ

50

ity

iti

17

lela

lelaʔ

51

iroa

iruʔ

18

(mand) rora

i|rura

52

Aho

Aku

19

homana

Kuman

53

inona

inun

20

mandry

manreʔ

54

isa

isaʔ

21

olona

ulun

55

roa

rueh

22

vehivavy

wawey

56

telo

telo

23

vady

matuewawey

57

lavo

lawuʔ

24

anarana

ŋaran

58

vorona

wuruŋ

25

Tady

tadi

59

volo

wulu

26

maty

matey

60

elatra

elat

27

velona

belum

61

manidina

s-um-idiŋ

 Marihina fa misy teny tranainy tsy dia matetika fampiasa intsony kanefa mbola hampiasaina any ambanivohitra any. Ohatra: ny teny hoe meloka (ma’anyan “melok” milaza hoe “miolaka”) dia miasa amin’ny tranga sasany, ohatra “hazo meloka”. Ny “miaina” dia lasa hoe “mihewuk” amin’ny teny Ma’anyan. Isika koa anefa mampiasa ny hoe “mihevoka” (mihevoka kininim-potsy ohatra). Ny molotra dia lasa hoe “aru wawa”, fa misy koa ny teny Malay milaza hoe “mulut”. Maro rahateo ny teny Malay no mandrafitra ny tenintsika.

Navoakan`i Benaivo tamin`ny 2020-10-25.

Miverina
footer-frame