Omeo...
Tonga ny mpitaky
hetraEfa dodona izaitsizyNefa ny vola rehetraLany fa maro ny ankizy. Misy efa voasazyFa tsy nahaloa ekolazyMbola betsaka ny trosaAry ny adidy miavosa. Dia mitaky hoe omeoOmeo, omeo hatranyTsisy hatak'androNa hoe famindrampo. Fa mitaky hoe omeoOmeo omeo hatranyKa ny azo ataoDia mamorona trosa vao. Kely anefa ny karamaZara raha misy hanefanaFa dia mila hanapak’ainaMbola tsy azo iza ( . . . )
Benaivo - 2020-12-07 07:05:43
Tohiny