Ireo lahatsoratra

Ny firaisankina...

Anisan’ny fitsipika iray mamehy ny fihavanana ny firaisankina.  Ny razambentsika dia efa nahatsapa  hatrany am-piandohana fa mifampiankina ny rehetra ao anatin’ny fiaraha-monina ka tokony hifampitsimbina lalandava. Raha miolonolona tokoa aoa anatin’ny fiaraha-monina ao dia mety ahatsimbina ny aina amin’ny andavan’androm-piainana fa rehefa avy kosa ny loza “ny patsa iray tsy omby vava”  Raha  ( . . . )

Benaivo - 2020-12-14 05:04:40 Tohiny

Safidio ny teny aloaky ny vava...

Anisan’ny hitarafana ny fitondrantenan’ny olona ny teny aloaky ny vava.Ireo mandray fitenenana imasom-bahoaka dia tokony hisafidy ny voambolana sy ny hevitra avoakany mba tsy hampikorontana ny fiarahamonina sy tsy hampihitsam-boninahitra azy.Amin’ireo ohabolana na ohampitenenana fampiasa dia maro ireo ohatra noraisina avy amin’ny biby syny zavamaniry. Misy amin’izy ireny no atao fanoharana t ( . . . )

Benaivo - 2020-12-14 04:58:00 Tohiny

Fa inona ny martiora...

Teny vahiny nogasiana ny hoe martiora, vavolombelona ny dikany amin’ny tenindrazantsika, ireo izay sahy nijoro hatramin’ny farany tamin’ny finoany na dia niafara tamin’ny famoizana aina sy harena ary fianakaviana no antsoina ho « martiora ».Teo amin’ny finoana kristiana dia Rasalama no martiora kristiana voalohany, maty nolefonina teny Ambohipotsy ny 14 Aogositra 1837, 173 taona lasa izay. NY ( . . . )

Benaivo - 2020-12-14 04:50:02 Tohiny

Ny krismasy...

Vaninandro lehibe ho an'ny mpino kristiana ny Krismasy na ny Noely fitsingerenan'ny andro nahaterahan'i Jesoa Kristy. Isika malagasy dia anisany mankalaza izany na dia mbola tsy ampy roanjato taona akory aza ny nidiran'ny fivavahana kristiana teto amintsikaTany ampiandohana dia ilay Andriamanitra mpahary no tompon'ny fahefana rehetra tety an-tany ka hatrany an-danitra araka ny voalaza ao ami ( . . . )

Benaivo - 2020-12-14 04:44:13 Tohiny

Ny volana desambra : fotoanan'ny fety...

Samy manana ny fandraisany ny volana Desambra ny tsirairay, araka izay mifanojo amin'ny fiainana ankehitriny. Ny iraisan'ny rehetra dia vanim-potoanan'ny fety ny volana Desambra.MIVOLON'ANDRO FETYHo an'ny mpino kristiana dia vaninandro lehibe andrandraina ny 25 Desambra, vaninandro nifanarahan'ireo mpikaroka tany aloha fa nahaterahan'i Jesoa Kristy, zanak'Andriamanitra tonga nofo, sady herina ( . . . )

Benaivo - 2020-12-14 04:39:45 Tohiny
Hira
Voambolana malaza
1 ... 18 19 20 ... 32
footer-frame