Ireo lahatsoratra

Gabhy...

Iza moa i Rabehasina Gabriel na Gabhy iray tamin’ireo Kintana telo ?  MPISEHATRA SY MPIHIRANy 04 Martsa 1933 no teraka tany Fianarantsoa i Rabehasina Gabriel mitovy tsingerintaona nahaterahana amin’ny Jean Joseph Rabearivelo i Gabhy.Niakatra teto Antananarivo izy ny taona 1949, ny teatra no nanombohany nilalao tao amin’ny tropy Telonohorefy izay notarihan’i Justin Rajoro, nisehatra ihany koa t ( . . . )

Benaivo - 2021-02-08 03:34:16 Tohiny

Izy no iza? robert andriantsoavina...

Iray amin'ireo sangany teo amin'ny famoronan-kira i Robert Andriantsoavina. Sokajin-kira roa no nahafantarana azy dia ny hira fitoriana sy ny hira madinikaNY HIRA FITORIANATao amin'ny FJKM Tranovato Faravohitra no nivavaka ny fianakaviany, tao amin'io fiangonana io i Robert Andriantsoviana hatramin'ny fahakeliny ka hatramin'izao nahalasanany izao. Nandalovany tao ny sekoly Alahady , ny tily , ( . . . )

Benaivo - 2021-02-08 03:25:19 Tohiny

Ireo fitsenana nakotroka hatramin'izay teto antananarivo...

Fombantsika malagasy ny mitsena ireo maherifontsika tonga avy any ivelany, efa hatramin'izay mihitsy. Mety ho olon-tokana izany na andian'olona, ny anton'ny fitsenana dia mazava ho azy fa fankasitrahana ny zava-bita sy fanomezam-boninahitra. Indro atolotra anao santionany tamin'ireo fitsenana efa nataon'ny vahoaka.IREO MIARAMILA NIADYMaro ireo miaramila malagasy nalefa tany an-dafy nanampy ny ( . . . )

Benaivo - 2021-02-02 04:10:42 Tohiny

Hamafiso ny fihavanana...

Amin’izao fiandohan’ny taona izao no fanehoam-pihavanana. Matetika anefa isika no solafaka fa manao fitondra-mitanila rehefa maneho fihavanana. Anarin’ny Ntaolo àry isika ka ilazany hoe:Aza atao toy ny fively amponga ny fihavanana ka ny iray ambaviny tambatambazana, ny iray andahiny dobodobohanaNy amponga dia nanan-danja tamin’ireo zava-maneno teto Imerina. Izy no manome ny bàn-kira. Ny ant ( . . . )

Benaivo - 2021-02-02 03:52:39 Tohiny

Sarasara tsy ambaka !...

Teny fiarahabana fony fahiny tamin’ny ny fahampanjaka io. Ampiasaintsika kosa ankehitriny ho an’ireo izay heverina ho mendri-kaja sy voninahitra eo anivon’ny fiaraha-monina ary atolotry ny mpitantana sy ny mpiara-miasa rehetra  eto amin’ny gazety sy radio feon’Imerina ho anao mpihaino sy mpamaky, miara-dalana sy tsy mahafoy ny soatoavina. Isika izao no toy ny rano sy vary, tsy mifanary na an- ( . . . )

Benaivo - 2021-02-02 03:42:49 Tohiny
Hira
Voambolana malaza
1 ... 16 17 18 ... 32
footer-frame