Ry dada malala...
Ry dada malala (in-droa)Misento ny foko Misento raha lavitra anaoRy dada tsy foiko Tsy manan-tsahalaNy fanantenako Ny hiverenanao Ry zaza malalaR y sombiniaikoNy
feonao miantso Dia
manindrona ny saikoHo avy
ny oraHihaonantsika
indrayTsy
hifandao intsonyNy
zanaka sy Ray Maniry mafy ny mbola hihaonaNy fanantenako ,izany dia izanyTsy maty aho, tsy akory f'aza misaona Fa mbola hihaona indray ( . . . )
Benaivo - 2020-12-14 05:11:01
Tohiny