Ireo lahatsoratra

Iza moa i pauline rabehasy...

PAULINE RABEHASY :  NY NANOMBOHANYRasoarinera Pauline no tena anarany tao amin’ny soram-piankohonana, rehefa nanambady izy dia nitondra ny anaram-badiny, ka lasa Pauline Rabehasy.  PAULINE  RABEHASY : MPANAO TEATRAEfa nilalao teatra tao amin’ny Tropy Jeannette, tarika  noforon’i Andrianary Ratianarivo izy.Namorona tantara azo lalaovina an-tsehatra ihany koa izy, anisan’izany ilay nampitondrai ( . . . )

Benaivo - 2021-02-28 03:52:16 Tohiny

Ratsimandrava 89 taona ...

Ny Alatsinainy 21 Martsa 2021 no feno sivy amby valopolo taona ny nahaterahan'ny Kolonely Ratsimandrava, Filoham-pirenena maty teo am-perinasa, dimy andro taorian'ny nandraisany ny fahefana feno nitondra ny tany sy ny fanjakana.Nisy ny hetsika nampitondraina ny anarana hoe « Diabe alaolana » izay notontosaina tetsy amin'ny tranompokonolona Analakely nampahafantarana ny zava-bitan'ny Kolonely ( . . . )

Benaivo - 2021-02-28 03:47:41 Tohiny

lalana dimiventisitelonjato : 140 taona lasa izay...

Ny 29 Martsa 1881 no nanao kabary miezinezina teo Andohalo ny Praiministra Rainilaiarivony, mbola fanjakan-dRanavalona II tamin'izany. Natolotra ho fanta-bahoaka ny Lalàna Dimiventisi telonjato izay  lalàna nirosoana tamin'ny fitsinjarana raharaha sy ny fifehezana ny fanjakana ho tan-dalana.    NY FITSINJARANA NY FAHEFANAToy ny fahita amin'ny tany mandroso rehetra, dia efa nisy ny misahana ire ( . . . )

Benaivo - 2021-02-28 03:42:03 Tohiny

Ny hevitry ny ntaolo momba ny fahantrana...

Tsy zava-baovao teo amin’ny fiainan-janak’olombelona ny fahantrana sy ny tsy fahampiana. Mampikorontana ny fiaraha-monina ny felanelana be loatra misy eo amin’ny samy mpiara-belona, ary nahalala tsara an’izany ny Ntaolo ka izay no nampirindrany ny fiainan’ny samy mpiara-belona. Tonga mifampiahiahy manko ny olona ka misy ny resy tondro maso. Izany ohatra ny nivoahan’ity ohabolana ity manao hoe ( . . . )

Benaivo - 2021-02-08 03:46:45 Tohiny

22 febroary 1946...

Manan-tantara ny 22 Febroary 1946 teto amin'ny firenentsika, indrindra teo amin'ny tolom-pahafahana sy ny fivoahana tamin'ny fahasahiranana nanjo ny firenena,Rehefa vita ny ady lehibe faharoa (1939 -1945) nanampiantsika malagasy ny frantsay ara-tafika, ara- pitaovana sns, dia nahatsapa tena ireo tia tanindrazana malagasy, tamin'izany fa tonga ny fotoana, tokony nijerena amin'izay ny mahasoa a ( . . . )

Benaivo - 2021-02-08 03:39:50 Tohiny
Hira
Voambolana malaza
1 ... 15 16 17 ... 32
footer-frame