Ireo lahatsoratra

Eritreritra fahavaratra...

Mijononoka moramora ny orana avy hariva,       Ny alina madiva,Hamonto an-torimaso ny lanitra sy tany,       Ka hitondra any ho any...Any ho any, nefa aiza? Aiza ho aiza ry Fanahy       Toa reraka, manahy?Aiza ho aiza no hampita izato nofinofinao       Izay mameno, no injaoMihodinkodina ao am-po, mihodinkodina ao an-tsaina       Toa rano nafanaina? Mitsilopilopy mora, toa mangovitra sy ory  ( . . . )

Benaivo - 2021-03-29 04:30:49 Tohiny

Momba ny fanagasiana...

  Anisan'ny nahazo toerana lehibe tamin'ny fitakiana nataon'ny mpianatra tamin'ny taona 1972  ny fanagasiana ny fampianarana, tsy tongatonga ho azy izany fitakiana fa vokatry ny zava-nisy eran-tany. Mbola miteraka ady hevitra lehibe izany ankehitriny : Inona no nahatonga ny fanagasiana ? Ahoana ny fomba nampiharana azy? Naninona no tsy nahomby? Ny fampiasana ny teny ( . . . )

Benaivo - 2021-02-28 04:23:34 Tohiny

Ny adidy sy andraikitra!...

Hevitra iraisan’ny Firenena  mandala ny Demokrasia eran’izao tontolo izao ny hoe « antoka iray mampirindra ny fiaraha-monina ny fahalalan’ny olom-pirenena ny andraikiny ». Ny andraikitra, izay voafaritra fa « adidy na fehy mamatotra ny olona hanao na tsy hanao (raha voararan’ny lalàna) zavatra anankiray ». Farafaharatsiny anefa dia mahalala ny adidiny sy mahay mifanaja ary mandray anjara amin ( . . . )

Benaivo - 2021-02-28 04:15:11 Tohiny

Miverena an-doharano...

Mahavariana ihany ny fitondrantenan’ny Malagasy sy ny fitsipika hitondrany azy amin’izao vanim-potoana iainantsika izao… Indraindray toa diso fiheverana ihany ny manampahaizana Malagasy rehefa milaza ho mitondra vahaolana ho an’ny mpiray tanindrazana aminy. Misy amin’izy ireny no nandalim-pahaizana fa ao koa ny mahay manaka-kevitra ary mampifandray izay hevitra hitany tany anaty boky mitahiry ( . . . )

Benaivo - 2021-02-28 04:09:06 Tohiny

Efa "demokraty" ny ntaolo...

FANDRAISANA  ANJARAN’NY  OLOM-PIRENENA  AMIN’NY FIAINAM-PIRENENA« Ao anatin’ny Firenena demokratika dia manapaka ny maro an’isa, manan-jo ny vitsy an’isa. Mana-jo hanapaka ny maro an’isa nefa voaaro  koa ny zon’ny vitsy an’isa».  Io foto-kevitra hijoroan’ny demokrasia io dia tsy vaovao amin’ny fahendrena Malagasy satria ny ohabolan-drazan-tsika dia manamarina fa efa ela no nifanaja sy nifampit ( . . . )

Benaivo - 2021-02-28 03:58:56 Tohiny
Hira
Voambolana malaza
1 ... 14 15 16 ... 32
footer-frame