Ireo lahatsoratra

Iny lokon-danitra iny...

M R Razafy no namorona ny tonony sy feon’ity hira ity. Tany am-piandohana dia Robert Ramisarivo no nikalo azy. Ny nitendry ny zava-maneno nanaraka ny hira dia MR Razafy sy ny tariny ihany. Rehefa maty MR Razafy dia maro ireo mpihira nifandimby nikalo ity hira ity. Tao aloha ireo tanora efa nampianarin’i MR Razafy tao aminy ka namorona ny tarika “Les Razafy”. Taty aoriana dia ny zanak’I MR Raz ( . . . )

Benaivo - 2021-03-29 05:56:29 Tohiny

Ny finiavana...

Ny finiavan’ny tsirairay samirery ve mety ampy hahatafita azy eo amin’ny fiainana ?Tsia avy hatrany ny valiny omen’ny ohabolana satria mihevitra ny Ntaolo fa ny fifanotohanan’ny olona no mahalasa lavitra ny sasany amin’izy ireo araky ny lazain’ity ohabolana manao hoe ity: “Tafita aloha, alalan' ny aoriana” Mifampiankina hatrany ny fiainan’ny zanak’olona ka tsy maintsy mahalala izany ny manam-p ( . . . )

Benaivo - 2021-03-29 05:46:49 Tohiny

Ny fialamboly : taloha sy ankehitriny...

NY HEVINYFahiny, mbola tantsaha ny ankabeazan’ny mponina, ny fambolena no foto-pivelomana nahazo laka. Ny fararano no fotoam-piotazana sy finjinjàna ny vokatra nafafy sy natsatoka, aorian’ny fararano vita tanteraka ny asa fambolena miala sasatra ny tany, toy izany koa ireo mpamboly. Izay ilay antsoina hoe “miala  voly”, arabaki-teny io satria ialana kely mihitsy aloha ny fambolena.Manana ny h ( . . . )

Benaivo - 2021-03-29 05:39:42 Tohiny

Hanina ilay vohidrazana...

Azafady mba mivilia, O! ry voron-tsara dia, Raha mba sitrakareo Ny hanala izany toreo,O! ry voron-tsara dia Iangaviako re mba avia F' any ankoatr' irony havoana, Takona any nefa tsaroana 'Lay tanàna iray 'zay niavianaOnenan 'ireo havan-tiana . Veloma ihany hono hoe antsoinyKa masina koa fa mbola hihaona soa, Veloma hono hoe tsy ho mandrakizay Antsoin' ilay vitsika momba kitay. O! ry voron-tsara di ( . . . )

Benaivo - 2021-03-29 05:33:55 Tohiny

Mba mieritrereta ihany e!...

Anisan’ny ventiventesina ao anatin’ny soatoavina demokratika ny « fandraisana anjaran’ny olom-pirenena ». Mbola tsy tokony ho vaovao ho amintsika Malagasy koa io foto-kevitra io. Ny Firenena rehetra, na tamin’ny vanim-potoana inona na tamin’ny vanim-potoana inona, ary na inona rafi-panjakana nijoroany dia nampandray anjara foana ny olom-pirenena. Tsy mahagaga loatra araka izany raha hita koa ( . . . )

Benaivo - 2021-03-29 04:37:57 Tohiny
Hira
Voambolana malaza
1 ... 13 14 15 ... 32
footer-frame