Voninavoko...
Gilles Ramiarison na Gilbert Ramiarison no namorona ny
tonony sy feon’ity hira ity. Izany Martin izany no nampihirainy azy ary ny
tariny ihany no nihira azy. Nivoaka
diska 78 Tours ity hira ity. Nipetraka tany am-pita moa I Gilles Ramiarison ary
rehefa zokiolona dia niverina teto Madagasikara. Tamin’ny fotoana nipetrahanay
teto, dia namangy matetika ny Radio Feon’Imerina izy. Tamin’izany no
( . . . )
Benaivo - 2021-05-02 03:07:03
Tohiny