HAFATRA

Ramano  na Emmanuel Banou no namorona ny feon-kira sy ny tonony.  Ramano dia  zanaka arabo nonina teo Madagasikara tamin’ny vehivavy Malagasy. Gabhy sy José kosa no nampihirainy azy. Ny teo amin’ny zava-maneno dia Ramboatiana Etienne (Bouboul) no nitendry ny gitara ary ny zava-maneno hafa nanaraka azy dia nosahanin’ny  tarika Malagasy Boy’s.

Navoakan`i Benaivo tamin`ny 2021-05-02.

Miverina
footer-frame