Ireo lahatsoratra

Veloma dada havako...

Hira noforonin’i Raymond Razafimbahiny na i RR Majunga. Ny mpamorona ihany no nitendry ny piano nanaraka ny hira fa I Mily kosa no nikalo. Ity hira ity dia nataony mba hanomezam-boninahitra ny fahafatesan-drainy. Anisan’ny maty tanora ihany I RR Majunga satria 45 izy no nandao ny fiainana. Tsy maty tao am-pon’ny artista maro ny sanganasany ka maro ireo namelona azy taty aoriana. Nampahatsiahy ( . . . )

Benaivo - 2021-05-02 02:29:37 Tohiny

Ny fifaliana ry lahy...

Razafimahefa no namorona ity hira ity ary nampihirainy ny “Mpilalao de Feonoarivo”. Ny hira noforonin-dRazafimahefa dia tena hafa mihitsy amin’ireo hira gasy teto ankibon’Imerina. Nisy vehivavy antsoina hoe Razafindratavy Agnès tao amin’ny mpihira gasy teny Fenoarivo ity. Nahatratra 111 taona io ramatoa io.  Marihina moa fa efa nitondra ny anarana hoe Razafimahefa Betsinjaka koa ity tarika it ( . . . )

Benaivo - 2021-05-02 02:25:03 Tohiny

Mizara mandray adidy sy andraikitra...

Lohahevitra anankiroa mifamatotra amin’ny fiainan-janak’olona sy ny ny fampirindrana ny fiaraha-monina ny « adidy » sy ny « andraikitra ». Matetika anefa, noho ny hasarotam-piainana na noho ny fitiavantenantsika dia iniana tsy raharahaina ny fanamasinana azy ireny.Mba hifankaherezana amin’ny adidy sy andraikitra tsy maintsy tontosaina eo anivon’ny fianakaviana na ankohonana na ny fiaraha-monin ( . . . )

Benaivo - 2021-05-02 02:17:02 Tohiny

Ny mahasoa ny besinimaro sy fampandrosoana ny fiaraha-monina...

Manoloana ny krizy atrehina noho ny valan’aretina coronavirus, dia tsy afaka am-bavan’ny olona ny hoe tokony hiverina amin’ny fihavanana sy ny soatoavina isika Malagasy. Amin’ny vanim-potoana toy izao no tena ilana ny fiaraha-mientana sy ny firaisan-kina. Voalohany indrindra aloha dia tena tsy mba mpitoka-monina izany ny Malagasy; Hatramin’ireo efa nodimandry aza mbola lazainy fa te hana-nama ( . . . )

Benaivo - 2021-05-02 02:07:19 Tohiny

Mahaiza mandray andraikitra...

Hevitra iraisan’ny Firenena  mandala ny Demokrasia eran’izao tontolo izao ny hoe « antoka iray mampirindra ny fiaraha-monina ny fahalalan’ny olom-pirenena ny andraikiny ». Ny andraikitra, izay voafaritra fa « adidy na fehy mamatotra ny olona hanao na tsy hanao (raha voararan’ny lalàna) zavatra anankiray ». Farafaharatsiny anefa dia mahalala ny adidiny sy mahay mifanaja ary mandray anjara amin ( . . . )

Benaivo - 2021-03-29 06:34:43 Tohiny
Hira
Voambolana malaza
1 ... 11 12 13 ... 32
footer-frame