Ireo lahatsoratra

Adray ry tanindrazako...

Rotika ny foko ry nosy tena mamikoMijery ny hamotehana ito faritanikoVola sy harena no entina hanambazanany tsy ampy fiheverana, hanary tanindrazana! Fantara izao fa ny mpanjanaka talohaNo mizahozaho sy mampiasa atidohaHambabo sy hangeja ny fahaleovantenaKanefa dia miroboka sy manolo tena Ireo mpiray fiaviana amiko eto an-toeranaTsy misy manakiana, ny manaiky moa tsy feranaMiray tsikomb ( . . . )

Benaivo - 2021-05-02 03:35:38 Tohiny

Nosoratana tao anaty fangorakorahana...

 Eritreritra, nofy mangina,Hovitrovitra saika tsy re,Kopak'elatra, ho aiza? - Hiampita.Any an'inona? - Tany tsy hita.Nefa feno ny zavatra irina,Feno azy ary be dia be ...Kopak'elatra ho aiza? - Hiampita... Hovitrovitra saika tsy re... Hovitrovitra... Ny antony? - Asa!Fa malemy ny nofo ka jamba!Toa fanahy no sisa mameno,Izy ihany no sisa mba henoMampangina ny otan'ny lasa!Ny vovoka,hi ( . . . )

Benaivo - 2021-05-02 03:31:15 Tohiny

Antso...

Fa taiza ianao... notadiaviko efa ela tao anatin'ny tsy fantatro sy ny sisa mba tavela fa nandalovanao ny masoko, ny foko tao anaty velombelombolo aok'izany, tondrak'orana tsy maty Angamba tsy ho kisendra ito lala-mifanojo fa ny lahatra mihintsy no vintana voatondro anjaran-tsika ny ampitso, hihainana anio koa raiso 'zany foko, ny antsony valioDOX

Benaivo - 2021-05-02 03:25:02 Tohiny

Fitia mangina...

Nandeha ny Andro sy ny Taona Fa izaho tsy nahay nanadino Ilay toeranao mbola banga foana Ny foko minia tsy mety mino Tadidy ireo niarahana taloha No mameno ny saina sy ny fo Mbola mahatsiaro anao tia Mbola manonofy ilay fitia Nijanona daholo ny tontoloko Raha vao lasa ianao Tsy nisy tantara izay natomboko Tsy nisy afa-tsy ianao Mbola tiako foana ianao, tena mila anao Mampanante ( . . . )

Benaivo - 2021-05-02 03:21:24 Tohiny

Ny tokantranonay (line karah)...

Tononkalon’I Dox na Jean Verdi Salomon Razakandrainy, nasian’I Fredy Raoilifahanana feony ary nampihiraina an’i Line Karah sy Charles Razafindrafahatra. I Line Karah moa dia nodimandry  tany Etazonia tany. Ny Radio Feon’Imerina no azo lazaina ho tokana mandefa ny raki-kiran’ity mpanakanto ity ka nanjary nahafantaran’ny taranaka taty aoriana ny sanganasany. Tsetsatsetsa tsy aritra no hitantara ( . . . )

Benaivo - 2021-05-02 03:09:56 Tohiny
Hira
Voambolana malaza
1 ... 9 10 11 ... 32
footer-frame