Ry dada malala (in-droa)
Misento ny foko
Misento raha lavitra anao
Ry dada tsy foiko
Tsy manan-tsahala
Ny fanantenako
Ny hiverenanao
Ry zaza malala
R y sombiniaiko
Ny
feonao miantso
Dia
manindrona ny saiko
Ho avy
ny ora
Hihaonantsika
indray
Tsy
hifandao intsony
Ny
zanaka sy Ray
Maniry mafy ny mbola hihaona
Ny fanantenako ,izany dia izany
Tsy maty aho, tsy akory f'aza misaona
Fa mbola hihaona indray andro any
Mpamorona : Randrianasolo Victor (Victor Solo)
Mpihira : Norosoa