MBA RANO ANIE AHO


 

Mba rano anie aho ka rano

Madio maganohano

Tohofana hajaina

Mamelombelon’aina

Tsy lomotra hamotraka

Ireo mpivahiny trotraka

Mba rano anie aho ka rano

Madio maganohano

Hanolotra fitiaùIreo sasatry ny dia

Mba rano anie aho ka rano

Madio maganohano

Handray ny soa entiko*

Ny Firenena keliko

 

Namorona: Ranaivo Ranarivelo

Nihira: Fidimalala sy Barijaona

 

Navoakan`i Benaivo tamin`ny 2022-05-22.

Miverina
footer-frame