Esory re ry raiko
Ty kapoaka mangidy,
Fa reraka ny aiko
Nef'izaho tsy hifidy o
Ny sitrakao ry Raiko
Zay tianao atao
Eken'ny foko sy ny saiko Raiko o!
Atao anie ny sitrakao
No atolotrao
Tsy ahy ny safidy
Hosotroiko izao re ry Raiko o
Ny sitrakao ry Raiko
Zay tianao atao
Eken'ny foko sy ny saiko Raiko o!
Atao anie ny sitrakao
Mpamorona : Razafindrazaka