Ireto hita amin`ny sary ireto ny ampahany amin’ireo mpitan-tsoroka eto amin’ny Feon’Imerina.
Mipetraka: Pierre Ranjeva, ray aman-dreny mpiara-nanorina (nodimandry ny volana martsa 2019). Mitsangana, havanana miankavia: Andry Razafindrabetsiavalona, Mpanao Gazety; Ramasinirina Andrianarimanana (Tale ny famoahana-directeur de publication); Lucien Ranaivoson, mpiandraiki-draharaha ankapobeny; Rivo Ramiandra, mpanao gazety; Mboara Andrianarimanana, mpiara-nanorina ny Feon’Imerina, nanangana ny SCOPE-GFI (Societe de communication, de presse et d’edition-groupe Feon’Imerina); Gerard Rakotonirina, mpiara-nanorina, Filohan’ny holafitry ny mpanao gazety. Tsy hita eo amin’ny sary Harilala Andrianarimanana, mpiara-nanorina ny onjam-peo.
Hita ato amin`ity rohy ity avokoa ireo sary hafa nalaina nandritra io fotoana fankalazana io.